Teny iditra | ranoiray | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo ranoray [1.1] | |
Ohatra | Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia.
[2.529] | |
Teny iditra | rano iray | |
Singan-teny | rano ; iray | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo ranoray [] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |