Teny iditra |
voatavoarivolahy
|
Singan-teny | voatavo ; arivolahy ; lahy |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de voatavo et
arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité).
Variété de
Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Lagenaria siceraria |
Ohatra | Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga.
[2.436]
|
Voambolana |
|