Teny iditra arivolahy
Singan-teny arivo ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voatavomonta kely misy tenda ary lohany kely indray eo ambonin' io, fanaon' ny Ntaolo fitoera-menaka na fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bottle-gourd, called also andrivolahy. Cucurbita lagenaria. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de arivo : des milliers et lahy : mâle, homme ; "des milliers d'hommes", dans toute la mythologie de l'Océan Indien et du Pacifique, cette espèce est censée être à l'origine du genre humain). Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). La courge calebasse, dont le péricarpe durcit à maturité, contribue encore largement au mobilier malgache dans les régions rurales : récipients pour conserver l'eau, l'huile, les onguents, instruments de musique, etc. Joue un rôle considérable dans le folklore et les proverbes malgaches. [1.196]
Anarana siantifika Lagenaria siceraria
Ohatra Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508]
Voambolana 
Tovy hevitra andrivolahy
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27