Teny iditra vitsikazo
Singan-teny vitsika ; hazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Termite [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  votry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08