Teny iditra takon-jiro (takona, jiro)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana natao hampidinana ny hazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Abat-jour [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra arompitaratra ~ aronjiro ~ fanakonan-kazavana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31