Teny iditra |
takona
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hidden, not seen [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Caché, dérobé à la vue, secret:
Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas)
~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché)
~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3]
|
| Caché, qu'on ne voit pas [1.8]
|
Ohatra |
1 | ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita!
[2.69]
|
2 | Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
[2.332]
|
3 | Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay.
[2.588]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
takona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A provincial name for a palanquin. See lanja,
tondra,
entina
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3]
|
Sampanteny |
|