Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy State, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [1.2]
 Glory, honor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gloire, honneur [1.3, 1.8]
 Force [1.3]
Ohatra 
1Io no kiady, io no voninahitra, io no tabiha, io no rehareha. [2.69]
2Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470]
3Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [2.996]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra tabiha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tomate, pomme d'amour [1.3]
  [Merina] (ce mot signifiait autrefois : honneur, gloire ; le nom est passé à la tomate, anciennement introduite, et considéré comme un fruit de luxe, qui faisait honneur). Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Cultivée pour ses fruits et souvent même devenue subspontanée. Nom relevé anciennement par Grandidier. De nos jours on dit plutôt voatabiha. [1.196]
Anarana siantifika Lycopersicon esculentum
Voambolana 
Tovy hevitra voatabiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11