Teny iditra tabiha sy rehareha
Singan-teny tabiha ; rehareha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride [1.7]
Fanazavàna teny frantsay tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil [1.8]
Ohatra 
1Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [2.470]
2ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01