Teny iditra renikely
Singan-teny reny ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1]
  [Bezanozano] Rafozam-bavy [1.78]
Ohatra 
1Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270]
2Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245]
Voambolana 
Tovy hevitra rinikely
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12