|
|
|
|

Teny iditra1  raikitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana [1.1]
4  Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra [1.1]
5  Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
7  Sticking to something; agreed to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Attaché, collé [1.3, 1.8]
9  Joint [1.3]
10  Conclu, réglé, décidé [1.3]
11  Conforme, juste [1.3]
12  Agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
Ohatra  13  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
14  Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :
Mpanahaka  21  Tapaka, tarangana, vita, mandry mitsilany, mandry ivohon'ny vato, maty paika, vonobaibona, angarangidina, finari-bava
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny raikitra io

Fivaditsoratra  32  arikitra, iratrika, irikatra, raikitra, rikiatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12