Teny iditra fary raiki-bololona
Singan-teny fary ; raikitra ; vololona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka [1.1]
Ohatra dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12