Teny iditra | araikitra (raikitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2] | ||||||||
To be stuck to something [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à attacher, à fixer, à conclure [1.3] | ||||||||
Qu'on colle sur une chose [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |