Teny iditra rafaravavy
Singan-teny rafara ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name given to the last-born female in a family. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra rafara

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27