Teny iditra |
menamaso
|
Singan-teny | mena ; maso |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-borona karazana papelika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de caille [1.3, 1.54]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mena-maso
|
Singan-teny | mena- (menatra) |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Menamaso
|
Singan-teny | mena- (menatra) |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny anglisy | The name given to the councilors of the second Radama. [1.2]
|
Ohatra | toy izany koa i Rainizanamanga i Menamaso.
[2.588]
|
|