Teny iditra | joko tsoriaka mahasambo-kary | |
Singan-teny | joko ; tsoriaka ; mahasambotra ; kary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1] | |
Ohatra | Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
[1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |