|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  joko
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  4  Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  courbé [1.3, 1.8]
6  recourbé en bas, incliné [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny joko io
Tsanganana sy sary iray takila  8  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/3)9  joko
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  bashful, timid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  timide [1.3, 1.8]
14  modeste par honte ou par crainte [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)16  joko
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  fandeha miafina [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18