|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a thief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 Se disait des gens madrés [2.415]
6 voleur [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 10 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  kary
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Saka dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a wild cat [1.7]
12 See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 chat sauvage [1.54, 2.415, 1.8, 4.22]
14 Felis lybica ocreata [4.22]
Ohatra  15  dia nanontany ny kary ny alika hoe: [2.69]
Voambolana  16  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 12 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  kary, 20 kira, 21 rika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08