Teny iditra | isam-bolana | |
Singan-teny | isa ; volana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan'ny vehivavy [1.1] | |
Voambolana | Haiaina ~ Fahasalamana | |
Tovy hevitra | fadimbolana | |
Fivaditsoratra | isam-bolana, mañabolasy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |