|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 isa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
4 Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 one, each, every
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 est toujours employé pour un, quand on commence à compter.
[1.3] 7 un, chacun [1.8] |
| Isam-pirenena |
8 1
9 I [3.1] |
| Ohatra |
10 Tokony ho 80 no isany
[2.649#1128]
11 Tsy hita isa ny vahoaka [2.366#PAGE#72] 12 fa miovaova isan|isamandro, isan|isam-bolana, isan|isam-taona [2.59#292] 13 Ny hetra aloa dia variraiventy isan|isam' olo-miaina sy vary roa vata isan|isam-pangady [2.508#442] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 35 iray, 36 iraika |
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 33 amin' io teny io |
| Fanazavàna teny anglisy |
50 a number
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
51 nombre
[1.3, 1.8, 1.13] 52 numéro [1.3, 1.8] 53 action de compter [1.3] 54 cardinal [1.13] |
| Voambolana | 55 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 56 fanisanavaovaoandriamihaja |
| Kamban-teny rehetra | 57 Fikambanana 64 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
58 run="arithmetic?op=a" label="addition" /> 59 run="arithmetic?op=m" label="multiplic" /> |
| Lahatsoratra | 60 run='/bins/randzavola?p=407'>Randzavola: isa ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/3) | 61 isa |
| Sokajin-teny | 62 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
63 Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 64 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 65 asy, isa, 66 say, 67 sia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|