Teny iditra |
iraika
(iray)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [1.1]
|
| [Sihanaka]
Iray [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | One, used in the numerals 11, 101, etc,
as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un; sert à former les numéros;
ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
iray ~
isa |
|