Teny iditra fadimbolana
Singan-teny fady ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [1.1]
 [ fadim-bolana ] Fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Règles, menstruations, menstrues [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/01