Teny iditra herintaona
Singan-teny herina ; taona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray
Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A year [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Un an [1.3]
 Une année [1.8]
Ohatra 
1Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. [2.508]
2ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. [1.123]
3Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12