Teny iditra | herina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy Herinandro, herintaona [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A turn, a return [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Retour à [1.20] | |||||||||||||||
Demi-tour, retour [1.8] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | herinandro ~ herintaona | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |