Teny iditra fihitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitazonana sy famikirana amin-kiry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra fihitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] [1.2]
Ohatra Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra. [2.996]
Voambolana 

Teny iditra fihitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra mantra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odi-hozona (remèdes contre les commotions nerveuses). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31