Teny iditra fampitaha (taha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A children's game. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [1.3]
Ohatra 
1Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
2Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]
Voambolana 

Teny iditra fampitaha (taha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Façon de faire soigner [1.68]

Teny iditra Fampitaha
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/16