Teny iditra | aotra (otra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina manotra: tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Scratching. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | (la main) avec laquelle on frictionne [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | aotra | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy"nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io:5, 50 = 5 X 10 [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Zéro (Anglais nought ou ought) [1.3] | ||||||||
Zéro [1.5, 1.13] | |||||||||
Marika iraisam-pirenena | 0 [3.1] | ||||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||||
Tovy hevitra | zerô | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Lohateny | |||||||||
Ny fihaviany | Anglisy: nought, ought. | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa Fifanampiana Fampitomboana | ||||||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||
Teny iditra | aotra | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aotra, arato, oatra, taroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |