Teny iditra | haotra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikaohana ny hoditra amin' ny hohon-tanana hanala hidihidy; fitsontsonana (ny biby) tsy hihetsiketsehany. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Scratching, clawing. See rangotra. [1.2] | |||||||||||||||
Scratching [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grattage [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny haotra io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |