Teny iditra |
ankavia
(any, havia)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | à gauche [1.5]
|
Ohatra |
1 | Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay.
[2.4]
|
2 | Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy.
[2.471]
|
3 | Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy
[2.996]
|
4 | Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina
[2.529]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
ankavia,
ankaviako,
ankavianao,
ankaviany,
ankaviantsika,
ankavianay,
ankavianareo,
ankavian',
ankavian- |
|
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
ankavia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Ankavia
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ...
Il retrouve
l' Ankavanana à son embouchure;
sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita
[1.11]
|
Voambolana |
Sary |
|
|