Teny iditra ampaha~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny ampaha~]
Fanazavàna teny anglisy A prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
Ohatra Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996]

Teny iditra ampaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Fraction [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra ampaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] Kary [1.78]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Chat sauvage. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19