Teny iditra ahanahana (ahana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao [1.10]
 Fijanonana, fiatoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra, ahona, sahana, sakana, sampona, janona, tsahatra, tsangana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ahanahana, ahanahako, ahanahanao, ahanahany, ahanahantsika, ahanahanay, ahanahanareo, ahanahan', ahanahan-, ahanaham-, ahanaha-
Sampanteny 
Tovy hevitra ahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19