Teny iditra sampona
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hindrance
Hindered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Empêchement
Empêché [1.8]
Ohatra Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra sampona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Malformed offspring [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enfant mal formé, monstre [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27