Teny iditra Ilafy (i, lafy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19.7833333, 45.3333333
-18.85, 47.5666667
-17.8833333, 48.4166667

Teny iditra Ilafy (i-, lafy)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fa ilay ahatsinjovana an- Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Village sis sur une colline boisée à 8 km. au nord de Tananarive, chef-lieu d'un canton de 7.440 habitants (arrondissement de Sabotsy-Namehana, sous-préfecture de Tananarive-banlieue), et où se trouve un trano manara (ancien palais). Au pied de cette colline fut enseveli, dans la nuit du 11 mai 1863, après le régicide, le corps du roi Radama II: le cortège funèbre nocturne était composé de quatre officiers et de vingt soldats sous la conduite du 15-honneurs Rainitotozy. [1.11]
Ohatra 
1Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59]
2Nampiantsoiny hifanatrika aminy, hokabarina teny Ilafy. [2.298]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Ohabolana 
Fangi-bolantany -18.85, 47.5666667
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/23