Teny iditra Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby)
Singan-teny vohitra ; biby
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10]
Voambolana 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Fangi-bolantany -18.7666667, 47.6
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/23