Teny iditra | aera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Air [1.13] | |
Ohatra | Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny.
[2.324] | |
Voambolana | Simia | |
Mpanahaka | atmosfera ~ rivotra | |
Teny iditra | Aera | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Aera, Ara: [2.996] | |
Arah [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Arah [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tsipelina hafa | Ara | |
Fivaditsoratra | aare, aera, arae, area |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |