Teny iditra (1/6) | 1 zo- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe zotra |
Teny iditra (2/6) | 3 zo |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] fahefana ananan' ny olona iray amin' ny maha-izy azy |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] civil rights; the right to do something |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] droits civiques 8 [1.13, 1.5] droit |
Ohatra |
9 Manana zo feno ny zaza raha vao teraka [2.445#] 10 Zo manara-tena ny fahafahana mandatsa-bato [2.114] |
Voambolana |
11 Lalàna |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny zo io |
Teny iditra (3/6) | 22 zo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] haja amam-boninahitra, laza soa hasina: zoko ny anajanao ny firazanako. / mizaka ny zom-pirenena malagasy aho tombon-tsoa manokana, fahasoavana: "zato ianao ambohipo, " |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.7] renown, fame |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.3, 1.8] célébrité 27 [1.3, 1.5] honneur 28 [1.3] renommée, réputation bonheur, chance heureuse, bonne fortune 29 [1.8] renom promesses de l'avenir |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (4/6) | 34 zo |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.1] loza mihatra, zava-midona, fahoriana, vitan-dratsy |
Fanazavàna teny anglisy |
37 [1.7] to be afflicted, to suffer |
Fanazavàna teny frantsay |
38 [1.3] accident, malheur, mauvaise chance, tout ce qui afflige 39 [1.8] qu'on afflige, qui souffre |
Voambolana |
40 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/6) | 47 Zo |
Sokajin-teny | 48 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Anaran' olona |
|
Teny iditra (6/6) | 50 Zo |
Singan-teny | 51 zo |
Sokajin-teny | 52 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Mpanoratra |
53 Andriamanantena Georges |
Mpanonta printy |
54 , 1989 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |