Teny iditra |
z' inona
|
Singan-teny | izay ; inona |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany:
Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For tsinona
[1.2]
|
| Abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ zinona ] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie:
Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout) Comme tsinontsinona
[1.3]
|
Ohatra | Zinona ianareo Malagasy no mba hitady fahaleovantena!
[2.472]
|
Ohabolana |
|