Entrée | zana-baratra (zanaka, varatra) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka [Rajemisa 1985] | |
Citations | Proverbes contenant le mot zana-baratra | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |