Teny iditra mamelon-jana-baratra
Singan-teny mamelona ; zana-baratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitaiza zaza tsy mahay mankasitraka ny soa natao azy; manao soa olona tsy mahay mankasitraka [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20