Teny iditra | zafimpaladia | ||||
Singan-teny | zafy ; faladia | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1] | ||||
Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3] | ||||
[ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5] | |||||
Sixième génération [1.54] | |||||
Ohatra | Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
[2.5] | ||||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |