Entrée | voronandrano (vorona, rano) | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Karazam-borona, toy ny angaka, arosy... mivelona eny amin' ny hetrina; toy izao ny toetoetra manokana ananan' ny voronandrano: fohy ny tongony fa mafy ny hoho amin' ny loha rantsany ary misy hoditra manify mampikambana ny rantsana efatra ho toy ny fivoy [Rajemisa 1985] | |
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | |
Exemples | Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [Callet: Tantara] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |