Teny iditra |
von-tady
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Tady misy tonony na nasiana fototra mibokoboko, fantatra indrindra tamin' ny andro taloha teo amin' ny dinam-pokonolona. (Tao an-tranon' ny ben' ny tanàna, dia nisy tady navona mba ho fampahatsiahivana sy ho antoky ny fahatanterahan' ny dina ka teo no nanome toky ny fokonolona: "Tsy miova von-tady amin' ny dina nifanaovana izahay") [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Noeud d'une corde, d'un cordon Coutumes, usages, prescriptions des devanciers; manière de compter les années des enfants, au moyen d'un cordon spécial auquel on fait un noeud à chaque premier de l'an [1.3]
|
| Les coutumes du pays et les prescriptions des ancêtres sont les noeuds d' une corde. Les anciens se servaient d' une corde à laquelle ils faisaient des noeuds pour enregistrer et compter les choses importantes, ainsi que le nombre des années [2.415]
|
Ohatra | Ary dia novalianay nataonay hoe: tsara izany raha tsy manadino ny vontady nentina tamin' Andrianampoinimerina sy Lahidama, koa inty mby amin-dRanavalomanjaka mbola tsy ovànao, dia tsara izany fa raha mahatàna, sy tsy manova izany ianao, i Tompokovavy kosa tsy manova fa matokia ianao fa izy no ray, izy no reny raha mahatana ny vontady tamin' izy roa lahy koa raha mby amin' i Tompokovavy, mbola tsy ovàny ny vontady nomen' izy 2 lahy.
[2.366]
|
Teny fotony | vona,
tady |
|