|
|
|
|

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra. [1.1]
 Tarimo na atoditariana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A knot, a bow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Noeud [1.3, 1.8, 1.13]
 Boucle
Ganglion [1.13]
 Noeud, à une corde, à un mouchoir, etc. [1.196]
Sampanteny 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia) [1.196]
Voambolana 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale. Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] [ voña ] Anaran-kazo mamoa [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée. [1.196]
Anarana ara-tsiansa Antidesma petiolare
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08