Teny iditra vonon-drenikely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Famonoana miafina tsy hitan' ny hafa, na famelezana tetehina tsy hisy soritra azo iampangana ilay mpamono [1.1]
Singan-teny vono ; renikely
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19