Teny iditra vololon-dravina
Singan-teny vololona ; ravina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny ravina mitsimoka sy vao mipoitra amin' ny akondro
Enti-milaza ny endrika malandilandy sy malemilemy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Bourgeon terminal du Bananier
Jeunes pousses comestibles de la canne à sucre, de certains maïs, etc. [1.196]
Ohatra Atsy andrefana atsy re lahy hoy izy misy vololondravina roa mifanintona mifalia mahaiza miforitra ry zandry fa raha manantiana manova fa aza ny havana no asian-dratsy [2.131]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06