Teny iditra voatampina (tampina)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on a fermé, bouché, obstrué [1.3]
Ohatra 
1ilay nanasatry ny vahoaka rehetra, vao voatampina; [2.59]
2Nisy certificat maromaro koa nasehony, fa ny anarana no voatampina daholo. [2.499]
Tovy hevitra tinampina

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24