Teny iditra | tinampina (tampina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ve ilay lava-boalavo atsy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a fermé, bouché, obstrué [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voatampina | ||||||
Fivaditsoratra | mpitanina, tinampina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/24 |