Teny iditra | voakenda (kenda) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | étranglé, serré au cou, obstrué [1.3] | |
Ohatra | voakenda sy maty toy ny lahin-jiro izy.
[2.996] | |
Tovy hevitra | kinenda | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |