Teny iditra | vitsika momba kitay | |
Singan-teny | vitsika ; momba ; kitay | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manembona | |
Ohatra | manina aho fa diso lalan-tsakaiza vitsika momba kitay aho ka harivariva an-tanin'olona [2.131] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |