Teny iditra | very araka | |
Singan-teny | very ; araka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy hita harahina intsony ny nalehany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a perdu la trace, la piste, qu'on ne peut plus réclamer, poursuivre, pour cause de disparition [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |