Entrée vero may (vero, may)
Partie du discours locution
Explications en français le pétillement du vero en feu
¶ Figuré: fusillade, feu roulant [1.3, 1.196]
Exemples 
1Avy hatrany ireto dia nandroso nankao Ankodahoto tanàna sady nitifitra nanao vero may. [2.472]
2Mbola narahin'izy mianaka tany ihany nanaovany vero may avy eto aoriana ireo, ka tsy navelany raha tsy efa lasan-davitra mihitsy. [2.324]

Mis à jour le 2022/06/04